Tany Arabo:Vehivavy, tokantena, handao ny akany? (://URLFAN)

How popular is your website?  
Enter a website above, we'll show you who's talking about it right now.
We're currently ranking the popularity of 3,783,534 websites by parsing 126,395,967 blog posts from 2,091,855 blog feeds.
Article Structure
8 paragraphs
6076 characters
0 images
3 outgoing links

Tany Arabo:Vehivavy, tokantena, handao ny akany?

Post Date: Aug 12, 2008 12:30 p.m.
Ranked website: mg.globalvoicesonline.org (Ranks #181082 of 3,783,534)

For full text please visit source:
http://mg.globalvoicesonline.org/2008/08/12/1232/


Ho an'ny ankamaroan'ireo vehivavy tokantena arabo, ny hiaina sy hiasa na handranto fianarana lavitry ny fianakaviana dia safidy tsy mora atao, noho ny tahotra ny hoe “Dia inona no ho lazain'ny olona”. Manerana ny tontolo arabo, vehivavy mpitoraka blaogy maro no efa naneho ny ahiahiny mikasika ny olana sedrain'ireo vehivavy tokantena. I Rambling Hal, monina any Amman ary mpitoraka blaogy ao amin'ny Rants and Rambles, dia nanapa-kevitra hanaiky tolotr'asa any Abou Dhabi : Sao misy amintsika azafady, MIANGAVY AHO, mba afaka hanazava amiko hoe INONA no tena mahahenjana, ny tena maha ratsy, ny tsy mahamety ny maha-vehivavy be nofinofy (tanjona) manana ny fahaiza-manao, ny faniriana sy ny fientanana handeha hiorim-ponenana any amina firenana hafa iray any Moyen-Orient ka hiaina ny fiainana maha tokantena azy any toy ny mpiasa nafàrana (expatriée) (oay mahatsiravina, oay manafintohina), noho ny traikefa fotsiny? Ary tsy hoe firenena...

Content suppressed by ://URLFAN, for full article visit source

Websites mentioned in article
(click for rank details):

ramblinghal.blogspot.com
hala1.wordpress.com
arabist.net

Buzz Words mentioned in article:

No buzz words were found in article
How popular is mg.globalvoicesonline.org?

Click here to view stats and graphs for mg.globalvoicesonline.org


More posts from mg.globalvoicesonline.org

Afrika : “Disney World”-n'ny fanandevozana
From: mg.globalvoicesonline.org
Post Date: 2008-01-12 14:34:46

No Longer at Ease dia miresaka momba izay lazainy ho “ Disney World-n'ny fanandevozana ” : An early contender for the most bizarre news story of the year is that of American expats Ron and Carla Bluntschli who are, at this very moment, trying to raise enough money to create Memory Village - the first ever ‘Slavery Theme Park'. “Mpifaninana somary lasa aloha amin'ny fifaninanana tantara izay mahatsikaiky indrindra tamin'ny taona ity, ny tantaran'i Ron sy Carla Blu... more
Afrika Atsimo : Inona marina no tena zava-mitranga ?
From: mg.globalvoicesonline.org
Post Date: 2008-01-12 14:01:48

Velom-panahiana ny Blog South Africa, Inona marina no tena zava-mitranga aty Afrika Atsimo ? : Nel gets arrested by the police, by all reports by actively going from prosecutor to prosecutor in order to get the warrant. Selebi asking the Pretoria high court for an interdict preventing the NPA from proceeding with the criminal prosecution. “Nosamborin'ny Polisy i Nel, ary ifampitan'ireo mpampanoa izay mandinika ny raharaha ireo tatitra mba hanangonana ireo porofo rehetra. I Sele... more
Ejipta: Entana Shinoa
From: mg.globalvoicesonline.org
Post Date: 2008-01-12 07:26:23

Efa fantatrao ny toekarenan’ny Repoblika Entim-bahoakan’ny Shina, iray amin’ny toekarena mivelatra indrindra eto ambonin’ny tany. Tsy atao mahagaga ny fahitana entana Shinoa eny an-tsena eto Ejipta noho ny fitomboan-karena Shinoa mihoatra ny 10 isanjato isantaona. Ny tena mahaliana dia ny fiankinan’ny fivarotana entan-tshinoa ivelan’ny trano fivarotany. Tsikaritry ny rehetra fa mitety trano mihitsy ny mpivarotra ( euh… vavy) Shinoa hivarotany ny vokatra avy any aminy. Ta... more
Nosy Maldiva : Avotra ny filoham-pirenena
From: mg.globalvoicesonline.org
Post Date: 2008-01-12 07:14:15

Minivan News no milaza ilay tanora lahy skoto 15 taona izay nahasakana ny fikasana hamonoana ny filoha Maumoon Abdul Gayoom. ... more


Feeds and posts are not affliated with ://URLFAN. They are displayed here simply for informational purposes, if you would like to remove your feed, posts, or domain from ranking and analysis, please contact us.

2006-2008 ://URLFAN (Server .15 Generated Dec 04 08 18:46 in -0.80 secs.)

Contact Us / About ://URLFAN / Notify me when my site is added or updated. / Add my RSS feed to ://URLFAN